Aza hilaozanao (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza hilaozanao hsphwqwu ny trano
Masoko manganohano
Miangavy anao mba hiverina
Aza hilaozanao ny ankizy
Mitady anao ambozizy
Mitadidy mitamberimberina
Aza hilaozanao ny lasa
Fa ny zavatra voakasa
Mbola vitsy no tononkira.serasera.org efa vita
Aza hilaozanao ny ho avy
Efa antsika mianakavy
Angamba mety tsy ho tafita
Aza hilaozanao ny alika
Miandry ny tananantsika
Amin’izao lohataona izao
Aza xguvz hilaozanao ny toky
Voatahiry anaty boky
Misy sora-tananao
Aza hilazanao ry aiko
Sy izay zezfppur rehetraretra tsy aiko
F’ianao no mpibaiko anay
Aza hilaozanao zahay
F’ianao mandrakizay
No hany tena havanay
Masoko manganohano
Miangavy anao mba hiverina
Aza hilaozanao ny ankizy
Mitady anao ambozizy
Mitadidy mitamberimberina
Aza hilaozanao ny lasa
Fa ny zavatra voakasa
Mbola vitsy no tononkira.serasera.org efa vita
Aza hilaozanao ny ho avy
Efa antsika mianakavy
Angamba mety tsy ho tafita
Aza hilaozanao ny alika
Miandry ny tananantsika
Amin’izao lohataona izao
Aza xguvz hilaozanao ny toky
Voatahiry anaty boky
Misy sora-tananao
Aza hilazanao ry aiko
Sy izay zezfppur rehetraretra tsy aiko
F’ianao no mpibaiko anay
Aza hilaozanao zahay
F’ianao mandrakizay
No hany tena havanay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vola sy NoroVangy : 14584
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nana
Daty : 24/08/2004 06:14
