Aza hilaozanao (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza kplptpq hilaozanao ny trano
Masoko manganohano
Miangavy anao mba qxxhmmko hiverina
Aza hilaozanao ny ankizy
Mitady anao ambozizy
Mitadidy mitamberimberina

Aza hilaozanao ny lasa
Fa ny zavatra voakasa
Mbola vitsy no efa vita
Aza hilaozanao ny ho avy
Efa antsika mianakavy
Angamba mety tsy ho tafita

Aza hilaozanao  tononkira.serasera.org ny alika
Miandry ny tananantsika
Amin’izao iozg lohataona izao
Aza hilaozanao ny toky
Voatahiry anaty boky
Misy sora-tananao

Aza hilazanao ry aiko
Sy izay rehetraretra tsy aiko
F’ianao no mpibaiko anay
Aza hilaozanao zahay
F’ianao mandrakizay
No hany tena havanay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vola sy Noro
Visites : 14537
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nana
Date : 24/08/2004 06:14
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0158