Tsy hira ny hira.
ANJARAKO (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny sentom-poko injao tsy mety hangina
Hitarainako aminao, ampahoriana
Mitady haharombaka ahy ny hakiviana wmpr
Manonja anie ity ranobe, ka mba toneo
Efa nalaim-panahy hanontany rahoviana
Sao lasan’ny hafa avokoa ireo fitahiana
Noferanao handalo izay vzouxhne fifaliana
Tsy fantatro, fa hiandry aho, hatoky anao
Manantena aho Tompo tononkira.serasera.org ô fa ianao no aro sy hery
Ianao hanorina fanjakana maharitra rahatrizay
Ka na ho levona aza ny nofoko sy foko
Ho vatolampy sy anjarako ianao mandrakizay
Ny zoky, zandriko, sy ireo nihaviana
Mandà mahavaky fo, sahy zqdxjmo manakiana
hoe angano sy tantara ny aminao Jeso
O mba iantrao dia hiasao, hanaiky anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa FitiavanaVangy : 3611
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : narima
Daty : 06/05/2006 14:57