Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANJARAKO (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny sentom-poko injao tsy mety hangina
Hitarainako aminao, ampahoriana
Mitady haharombaka ahy ny hakiviana
Manonja anie ity ranobe, ka mba toneo
Efa nalaim-panahy hanontany rahoviana
Sao lasan’ny hafa avokoa ireo fitahiana
Noferanao handalo izay fifaliana
Tsy fantatro, fa hiandry aho, hatoky anao
Manantena aho Tompo ô fa ianao no aro boqsz sy hery
Ianao hanorina fanjakana maharitra rahatrizay
Ka na jrtbfa ho levona aza ny nofoko sy foko
Ho vatolampy sy anjarako ianao mandrakizay
Ny zoky, fjvziy zandriko, sy ireo nihaviana
Mandà mahavaky fo, sahy manakiana
hoe angano sy tantara ny aminao Jeso
O mba iantrao dia hiasao, hanaiky tononkira.serasera.org anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa FitiavanaVangy : 3670
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : narima
Daty : 06/05/2006 14:57