Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANJARAKO (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny sentom-poko injao tsy mety tononkira.serasera.org hangina
Hitarainako aminao, ampahoriana
Mitady haharombaka jlhu ahy ny hakiviana
Manonja anie ity ranobe, ka mba toneo
Efa nalaim-panahy hanontany rahoviana
Sao lasan’ny hafa avokoa ireo fitahiana
Noferanao handalo izay fifaliana
Tsy fantatro, fa hiandry aho, hatoky anao
Manantena aho Tompo ô fa ianao no aro sy hery
Ianao hanorina fanjakana maharitra rahatrizay
Ka na ho levona aza ny nofoko sy foko
Ho vatolampy sy anjarako ianao mandrakizay
Ny zoky, zandriko, sy ireo nihaviana
Mandà mahavaky fo, kqkm sahy manakiana
hoe angano sy tantara ny aminao Jeso
O mba iantrao dia hiasao, hanaiky anao. dahdmoqt

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antsa FitiavanaVisites : 3560
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : narima
Date : 06/05/2006 14:57