Andavanandro (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy arira na angano no ho tantaraiko anao izao hariva izao
Na diavolana koa aza ny andro ny andro
Tsy angola tantely teny mamy toy ny hoe "tiako ianao"
Ka mitanisa ny lazo ny andavanandro andavanandro

Raha vao mangiran-dratsy Ra-maraina vao maraina
Dia sahy mandeha miremby vola kely ody zdkvpm aina
Isan’andro izao mandadilady mitady
Izay kely azo atao izay ihany no azo atao


Arira sa angano no tantaraiko anao izao tankariva izao
Sady diavolana kokoa mantsy ny andro ny andro
Mampiangola tantely teny mamy toy ny hoe "tiako ianao"
Voaravaky ny tsikinao ny andavanandro andavanadro


Saingy tononkira.serasera.org raha vao mangiran-dratsy Ra-maraina vao maraina
Dia sahy mandeha miremby vola kely ody aina
Isan’andro izao mandadilady mitady
Izay kely azo atao izay ihany ptzj vcrvix no azo atao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115