Andavanandro (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cgcnp Tsy arira na angano no ho tantaraiko anao izao hariva izao
Na diavolana koa aza ny andro ny andro
Tsy angola tantely teny mamy toy ny hoe "tiako ianao"
Ka mitanisa iocneso ny lazo ny andavanandro andavanandro
Raha vao mangiran-dratsy Ra-maraina vao maraina
Dia sahy mandeha miremby vola kely ody aina
Isan’andro izao mandadilady mitady
Izay kely azo atao izay ihany no azo atao
Arira sa angano no tantaraiko anao izao tankariva izao
Sady diavolana kokoa mantsy ny andro ny andro
Mampiangola tantely teny mamy toy ny hoe "tiako ianao"
Voaravaky ny tsikinao mhnd ny andavanandro andavanadro
Saingy raha vao mangiran-dratsy Ra-maraina vao maraina

Izay kely azo atao izay ihany tononkira.serasera.org no azo atao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VahombeyVisites : 5256
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/10/2005 18:38