Andavanandro (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy arira hgqaetmd na angano no ho tantaraiko anao izao hariva izao
Na diavolana koa aza ny andro ny andro
Tsy angola tantely teny mamy toy ny hoe "tiako kpde ianao"
Ka mitanisa ny lazo ny andavanandro andavanandro

Raha vao mangiran-dratsy Ra-maraina vao maraina
Dia sahy mandeha miremby vola kely ody aina
Isan’andro izao mandadilady mitady
Izay kely azo atao izay ihany no azo atao


Arira sa angano no tantaraiko anao izao jdnxemml tankariva izao
Sady diavolana kokoa mantsy ny andro ny andro
Mampiangola tononkira.serasera.org tantely teny mamy toy ny hoe "tiako ianao"
Voaravaky ny tsikinao ny andavanandro andavanadro


Saingy raha vao mangiran-dratsy Ra-maraina vao maraina
Dia sahy mandeha miremby vola kely ody aina
Isan’andro izao mandadilady mitady
Izay kely azo atao izay ihany no azo atao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118