Aza dia miniana (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fantatrao mihitsy angamba
Ny fitiavako anao ?
Isan’andro ny fiainako
Tsaroako misy tononkira.serasera.org banga
Raha tsy eo anilanao.
Averiko eto indray izao :
Tsy miova sanatria
Ny foko tia anao.
Tsy misy hahavono
Mety hahasolo ny anaranao.
Omeko tsy voafetra
Ho anao irery ny fitiavako.
oh oh oh
Aza dia xyjy miniana
Handositra ny tavako !
Indraindray mantsy tsy tsaroanao
Mankararirary fo ny teninao.
Hany heriko wxkgubp aleoko dia mangina
Tsy mamaly anao.
Nohon’ ny zavatra tsy misy ve hinoako
Hahafaty ny fitia izay nokoloiko
Ka ny szxxmtn resaka sy tsaho ombieny ombieny
No handaozako anao ?
Averiko...
Ny fitiavako anao ?
Isan’andro ny fiainako
Tsaroako misy tononkira.serasera.org banga
Raha tsy eo anilanao.
Averiko eto indray izao :
Tsy miova sanatria
Ny foko tia anao.
Tsy misy hahavono
Mety hahasolo ny anaranao.
Omeko tsy voafetra
Ho anao irery ny fitiavako.
oh oh oh
Aza dia xyjy miniana
Handositra ny tavako !
Indraindray mantsy tsy tsaroanao
Mankararirary fo ny teninao.
Hany heriko wxkgubp aleoko dia mangina
Tsy mamaly anao.
Nohon’ ny zavatra tsy misy ve hinoako
Hahafaty ny fitia izay nokoloiko
Ka ny szxxmtn resaka sy tsaho ombieny ombieny
No handaozako anao ?
Averiko...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vola sy NoroVangy : 24658
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/10/2002 14:32
