Aza dia miniana (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fantatrao mihitsy angamba
Ny fitiavako anao ?
Isan’andro byxnhezt ny fiainako
Tsaroako misy xjkr banga
Raha tsy eo anilanao.
Averiko eto indray izao :
Tsy miova sanatria
Ny foko tia anao.
Tsy misy hahavono
Mety hahasolo ny anaranao.
Omeko tsy voafetra
Ho anao irery ny fitiavako.
oh oh oh
Aza dia miniana
Handositra ny tavako !
Indraindray mantsy tsy tsaroanao
Mankararirary fo spbzcd ny teninao.
Hany heriko aleoko dia mangina
Tsy mamaly anao.
Nohon’ ny zavatra tsy misy ve hinoako
Hahafaty ny fitia izay nokoloiko
Ka ny resaka sy tsaho ombieny tononkira.serasera.org ombieny
No handaozako anao ?
Averiko...
Ny fitiavako anao ?
Isan’andro byxnhezt ny fiainako
Tsaroako misy xjkr banga
Raha tsy eo anilanao.
Averiko eto indray izao :
Tsy miova sanatria
Ny foko tia anao.
Tsy misy hahavono
Mety hahasolo ny anaranao.
Omeko tsy voafetra
Ho anao irery ny fitiavako.
oh oh oh
Aza dia miniana
Handositra ny tavako !
Indraindray mantsy tsy tsaroanao
Mankararirary fo spbzcd ny teninao.
Hany heriko aleoko dia mangina
Tsy mamaly anao.
Nohon’ ny zavatra tsy misy ve hinoako
Hahafaty ny fitia izay nokoloiko
Ka ny resaka sy tsaho ombieny tononkira.serasera.org ombieny
No handaozako anao ?
Averiko...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vola sy NoroHits : 24936
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 07/10/2002 14:32
