Efa ela (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tononkira.serasera.org ela aho no niandry izao fotona izao
Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho
Zava-poana e, ny miaina
Maizin-dàlana aho raha toa ka tsy eo ianao
Efa ela aho no naniry ny tànanao
Mba hamihina ny ahy eo bkems an-tratranao
Zava-poana vbex e, ny miaina
Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao
Ao avokoa ireo mety hampisaraka,
Ao avokoa ireo mety hampivarina
Ny fitia izay niombonana
Efa ela aho no qbhf nikasa hiaraka aminao
Adinoy anio ny lasa raha vitanao
Zava-poana ny rehetra
Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao
Efa ela loatra izao mba matokia
Aiza re ny lalanao mba hiaradia
N’aiza n'aiza alehantsika
Hiara-hifampitantana izao sy ianao
Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho
Zava-poana e, ny miaina
Maizin-dàlana aho raha toa ka tsy eo ianao
Efa ela aho no naniry ny tànanao
Mba hamihina ny ahy eo bkems an-tratranao
Zava-poana vbex e, ny miaina
Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao
Ao avokoa ireo mety hampisaraka,
Ao avokoa ireo mety hampivarina
Ny fitia izay niombonana
Efa ela aho no qbhf nikasa hiaraka aminao
Adinoy anio ny lasa raha vitanao
Zava-poana ny rehetra
Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao
Efa ela loatra izao mba matokia
Aiza re ny lalanao mba hiaradia
N’aiza n'aiza alehantsika
Hiara-hifampitantana izao sy ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 17801
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/10/2001 04:10
