Efa ela (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela aho no niandry izao fotona izao
Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho
Zava-poana e, ny miaina
Maizin-dàlana aho raha toa ka tsy tononkira.serasera.org eo ianao

Efa ela aho no naniry ny tànanao
Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao
Zava-poana e, ny miaina
Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao

Ao avokoa ireo mety hampisaraka,
Ao avokoa ammoprmv ireo mety hampivarina
Ny fitia izay niombonana

Efa ela aho no nikasa hiaraka aminao
Adinoy anio ny lasa raha vitanao
Zava-poana ny rehetra
Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao

Efa lugr ela loatra izao mba matokia
Aiza re ny lalanao mba hiaradia
N’aiza n'aiza alehantsika
Hiara-hifampitantana izao sy ianao
wkgaro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 17682
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/10/2001 04:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1421