Efa ela (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela aho no niandry izao fotona izao
Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho
Zava-poana e, dvxecb ny miaina
Maizin-dàlana aho raha toa ka tsy eo ianao
Efa ela aho no naniry ny tànanao
Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao
Zava-poana e, ny miaina
Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao
Ao avokoa ireo mety hampisaraka,
Ao avokoa ireo mety hampivarina
Ny fitia izay niombonana
Efa ela aho no nikasa hiaraka aminao
Adinoy anio ny lasa raha vitanao
Zava-poana yvcpnd fljat ny rehetra
Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao
Efa ela loatra izao mba matokia
Aiza re ny lalanao mba tononkira.serasera.org hiaradia
N’aiza n'aiza alehantsika
Hiara-hifampitantana izao sy ianao
Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho
Zava-poana e, dvxecb ny miaina
Maizin-dàlana aho raha toa ka tsy eo ianao
Efa ela aho no naniry ny tànanao
Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao
Zava-poana e, ny miaina
Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao
Ao avokoa ireo mety hampisaraka,
Ao avokoa ireo mety hampivarina
Ny fitia izay niombonana
Efa ela aho no nikasa hiaraka aminao
Adinoy anio ny lasa raha vitanao
Zava-poana yvcpnd fljat ny rehetra
Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao
Efa ela loatra izao mba matokia
Aiza re ny lalanao mba tononkira.serasera.org hiaradia
N’aiza n'aiza alehantsika
Hiara-hifampitantana izao sy ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 17987
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 30/10/2001 04:10
