Kalon'ny any Tyrol (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tany iray any ho any
’zay malaza ho sambatra tononkira.serasera.org ery,
paradisa ambonin’ny tany
feno kalo arahana dihy cwqykh
any hono raha vao qnixzfjt maraina
dia mikalo ireo manan’aina.
lailailaiouu lailaiouuuu
Ireo mpiandry ondry any an-tsaha
miran-dava sy tia lalao,
totorebika ctrebi sy fampitaha
no analany ny androny ao
mba henoy izatsy izy miravo
sy mikalo amin’ny feo avo...
lailailaiouu lailaiouuuu
’zay malaza ho sambatra tononkira.serasera.org ery,
paradisa ambonin’ny tany
feno kalo arahana dihy cwqykh
any hono raha vao qnixzfjt maraina
dia mikalo ireo manan’aina.
lailailaiouu lailaiouuuu
Ireo mpiandry ondry any an-tsaha
miran-dava sy tia lalao,
totorebika ctrebi sy fampitaha
no analany ny androny ao
mba henoy izatsy izy miravo
sy mikalo amin’ny feo avo...
lailailaiouu lailaiouuuu
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 8387
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 00:34
