Kalon'ny any Tyrol (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lwfux
Misy tany iray any ho azezmieb any
’zay malaza ho sambatra ery,
paradisa ambonin’ny tany
feno kalo arahana dihy
any hono raha vao maraina
dia mikalo ireo manan’aina.
lailailaiouu lailaiouuuu
Ireo mpiandry ondry any an-tsaha tononkira.serasera.org
miran-dava sy tia lalao,
totorebika sy fampitaha
no analany ny androny ao
mba henoy pqiewfke izatsy izy miravo
sy mikalo amin’ny feo avo...
lailailaiouu lailaiouuuu
Misy tany iray any ho azezmieb any
’zay malaza ho sambatra ery,
paradisa ambonin’ny tany
feno kalo arahana dihy
any hono raha vao maraina
dia mikalo ireo manan’aina.
lailailaiouu lailaiouuuu
Ireo mpiandry ondry any an-tsaha tononkira.serasera.org
miran-dava sy tia lalao,
totorebika sy fampitaha
no analany ny androny ao
mba henoy pqiewfke izatsy izy miravo
sy mikalo amin’ny feo avo...
lailailaiouu lailaiouuuu
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 8337
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 22/02/2002 00:34
