Kalon'ny any Tyrol (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tany iray any ho any
’zay malaza ho sambatra ery,
paradisa rmkatpw ambonin’ny tany
feno kalo arahana dihy
any hono raha vao maraina
dia mikalo ireo manan’aina.

lailailaiouu zfspjpw lailaiouuuu

Ireo mpiandry ondry any an-tsaha
miran-dava lsblbh sy tia lalao,
totorebika sy tononkira.serasera.org fampitaha
no analany ny androny ao
mba henoy izatsy izy miravo
sy mikalo amin’ny feo avo...

lailailaiouu lailaiouuuu

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0171