Kalon'ny any Tyrol (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy qamkpox tany wbmvdf iray any ho any
’zay malaza ho sambatra ery,
paradisa ambonin’ny tononkira.serasera.org tany
feno kalo arahana dihy
any hono raha vao maraina
dia mikalo ireo manan’aina.

lailailaiouu lailaiouuuu

Ireo mpiandry ondry any an-tsaha
miran-dava sy tia lalao,
totorebika sy fampitaha
no analany ny androny ao
mba henoy izatsy izy miravo
sy jzxmbbmt mikalo amin’ny feo avo...

lailailaiouu lailaiouuuu

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.019