Ny akaninay (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hmmmm
Somary havoana kely zkkgine izay
No misy ilay akaninay
Voahodidina hadivory
Tsy marevaka tsy akory.
Ry vohitro ô, ry akany.
Mamiko ianao ufgx raha mamy.
Tsy ho adino na hroyrert oviana,
Kanefa mamiko tononkira.serasera.org sy tiana.
Henoy re, henoy izao hira izao.
Fa atolotray anao.
Voasaron'alamanga
Toa miery toa manangasanga
Rindrin-tany rotsipeta
Nefa maminay rehetra.
Ry vohitro ô, ry akany.
Mamiko ianao raha mamy.
Tsy ho adino na oviana,
Fa efa maminay sy tiana.
Henoy re, henoy izao hira izao.
Fa atolotray anao.
Atolotray anao.
Somary havoana kely zkkgine izay
No misy ilay akaninay
Voahodidina hadivory
Tsy marevaka tsy akory.
Ry vohitro ô, ry akany.
Mamiko ianao ufgx raha mamy.
Tsy ho adino na hroyrert oviana,
Kanefa mamiko tononkira.serasera.org sy tiana.
Henoy re, henoy izao hira izao.
Fa atolotray anao.
Voasaron'alamanga
Toa miery toa manangasanga
Rindrin-tany rotsipeta
Nefa maminay rehetra.
Ry vohitro ô, ry akany.
Mamiko ianao raha mamy.
Tsy ho adino na oviana,
Fa efa maminay sy tiana.
Henoy re, henoy izao hira izao.
Fa atolotray anao.
Atolotray anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LalatianaVisites : 1501
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 01/03/2023 22:13
