Ny akaninay (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hmmmm
Somary havoana kely izay
No misy ilay akaninay
Voahodidina hadivory
Tsy xcynfn marevaka tsy akory.
Ry vohitro ô, ry akany.
Mamiko ianao raha mamy.
Tsy ho tononkira.serasera.org adino na oviana,
Kanefa mamiko sy tiana.
Henoy re, henoy izao hira owrzr izao.
Fa atolotray anao.
Voasaron'alamanga
Toa miery toa manangasanga
Rindrin-tany rotsipeta
Nefa maminay rehetra.
Ry vohitro ô, ry akany.
Mamiko ianao raha mamy.
Tsy ho adino na oviana,
Fa efa maminay sy tiana.
Henoy re, henoy izao uewx hira izao.
Fa atolotray anao.
Atolotray anao.
Somary havoana kely izay
No misy ilay akaninay
Voahodidina hadivory
Tsy xcynfn marevaka tsy akory.
Ry vohitro ô, ry akany.
Mamiko ianao raha mamy.
Tsy ho tononkira.serasera.org adino na oviana,
Kanefa mamiko sy tiana.
Henoy re, henoy izao hira owrzr izao.
Fa atolotray anao.
Voasaron'alamanga
Toa miery toa manangasanga
Rindrin-tany rotsipeta
Nefa maminay rehetra.
Ry vohitro ô, ry akany.
Mamiko ianao raha mamy.
Tsy ho adino na oviana,
Fa efa maminay sy tiana.
Henoy re, henoy izao uewx hira izao.
Fa atolotray anao.
Atolotray anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 1655
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/03/2023 22:13
