Ny fahalemeko (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny rntas fakam-panahy
Nararaotiko hatrany, ny fahatsoranao
Ka namangiako tany, sy havoana vaovao
Anefa fahafaham-po, tsy naharitra akory,
Fa hadalan’olon-droa, fanalana sorisory
Ny hatanorako, no tsy tiako fefena
Ka nanimbazimbako ny fifanekena
Raha manoloana anao androany
Ka mivaky toy izao
Dia nohon’ny foko manontany, ny antony
Nandaozako anao
Ka tsy navelany tononkira.serasera.org mlxzawsd ahy, raha tsy niarina
Mba hamonjy anao, ahitako ny marina
Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Io no qnagvn fahavalo, tsy maintsy no hatrehako
Anefa areti-mandalo, ka tsy hanenenako
(Dadah)
Resy aho ekeko, resin’ny rntas fakam-panahy
Nararaotiko hatrany, ny fahatsoranao
Ka namangiako tany, sy havoana vaovao
Anefa fahafaham-po, tsy naharitra akory,
Fa hadalan’olon-droa, fanalana sorisory
Ny hatanorako, no tsy tiako fefena
Ka nanimbazimbako ny fifanekena
Raha manoloana anao androany
Ka mivaky toy izao
Dia nohon’ny foko manontany, ny antony
Nandaozako anao
Ka tsy navelany tononkira.serasera.org mlxzawsd ahy, raha tsy niarina
Mba hamonjy anao, ahitako ny marina
Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Io no qnagvn fahavalo, tsy maintsy no hatrehako
Anefa areti-mandalo, ka tsy hanenenako
(Dadah)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 8515
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/09/2002 12:42
