Ny fahalemeko (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny kowdnjyp fahalemeko, fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny qofykfxl fakam-panahy
Nararaotiko hatrany, ny fahatsoranao
Ka namangiako tany, sy havoana vaovao

Anefa fahafaham-po, tsy naharitra akory,
Fa hadalan’olon-droa, fanalana sorisory
Ny hatanorako, no tsy tiako fefena
Ka nanimbazimbako ny fifanekena

Raha manoloana anao androany
Ka mivaky toy izao
Dia nohon’ny foko manontany, ny antony tononkira.serasera.org
Nandaozako anao
Ka tsy navelany ahy, raha tsy niarina
Mba hamonjy anao, ahitako ny marina

Ny fahalemeko, bwjrjatr fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Io no fahavalo, tsy maintsy no hatrehako
Anefa areti-mandalo, ka tsy hanenenako

(Dadah)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0202