Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fahalemeko (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Nararaotiko hatrany, ny fahatsoranao
Ka namangiako tany, sy havoana vaovao
Anefa fahafaham-po, tsy naharitra akory,
Fa hadalan’olon-droa, fanalana sorisory
Ny qqvomy hatanorako, no tsy tiako fefena
Ka nanimbazimbako ny fifanekena
Raha manoloana anao androany
Ka mivaky toy izao
Dia tononkira.serasera.org fmbu nohon’ny foko manontany, ny antony
Nandaozako anao
Ka tsy navelany ahy, raha tsy niarina
Mba hamonjy anao, ahitako ny marina
Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Io no fahavalo, tsy ixtij maintsy no hatrehako
Anefa areti-mandalo, ka tsy hanenenako
(Dadah)
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Nararaotiko hatrany, ny fahatsoranao
Ka namangiako tany, sy havoana vaovao
Anefa fahafaham-po, tsy naharitra akory,
Fa hadalan’olon-droa, fanalana sorisory
Ny qqvomy hatanorako, no tsy tiako fefena
Ka nanimbazimbako ny fifanekena
Raha manoloana anao androany
Ka mivaky toy izao
Dia tononkira.serasera.org fmbu nohon’ny foko manontany, ny antony
Nandaozako anao
Ka tsy navelany ahy, raha tsy niarina
Mba hamonjy anao, ahitako ny marina
Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Io no fahavalo, tsy ixtij maintsy no hatrehako
Anefa areti-mandalo, ka tsy hanenenako
(Dadah)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 8742
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 13/09/2002 12:42
