Ampy izay (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, vpsetcj mandehana
Fa izaho hoa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao
famerenana:
Fa ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha xkpvck ianao
cajhwfk Dia soavadia aza miherika intsony
Fa izaho tsy tononkira.serasera.org afaka mitana izay tsy tamana
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, vpsetcj mandehana
Fa izaho hoa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao
famerenana:
Fa ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha xkpvck ianao
cajhwfk Dia soavadia aza miherika intsony
Fa izaho tsy tononkira.serasera.org afaka mitana izay tsy tamana
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4Vangy : 28515
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/10/2001 20:10
