Ampy izay (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy cudp tazomina ela, mandehana
Fa izaho hoa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao
famerenana:
Fa tpcjuk ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao ywhf aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika tononkira.serasera.org intsony
Fa izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy cudp tazomina ela, mandehana
Fa izaho hoa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao
famerenana:
Fa tpcjuk ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao ywhf aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika tononkira.serasera.org intsony
Fa izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana
--------
Link:
About this song
Artist : Mage 4Hits : 29528
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 30/10/2001 20:10
