Sahy minia (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao aho hitampify, sy hitoetra anilanao
Eo an-tsandrinao no misy, mampitsahatra ny sento
Satria raha sendra alahelo, ny fitia tsy knco kilalao
Io tsy fitadiavam-bola, fahendrena no ilaina.

Ref:
Mahatsiaro sambatsambatr’aho malala akaikinao
Faly sy miran ’aho, dia tononkira.serasera.org sahy minia
Fefy iray ihany zay dia ampy ho ahy
Ampy hisedra ny ho avy.

Raha izao no zava-misy,tsy mba teo mihitsy ianao
Dia singan’olon’aho indrisy, very vlqeap saina lava izao
Mety misy anefa any, mety misy hatramin’izao
Fo iray zay sasa-miandry , fa ianao no efa safidy

Ref:
Mahatsiaro sambatsambatr’aho malala akaikinao
Faly sy miran ’aho, dia sahy minia
F’efa iray ihany zay dia ampy ho ahy
Ampy hisedra ny ho avy
Mahatsiaro sambatsambatr’aho malala akaikinao
Faly sy miran ’aho, dia sahy minia
Fefy iray ihany zay dia ampy ho ahy
Ampy hisedra ny ho avy.

Mahatsiaro sambatsambatr’aho malala akaikinao
Faly sy miran ’aho, dia sahy minia
Fefy iray ihany zay dia ampy ho ahy
Ampy hisedra ny ho avy.
Fefy iray ihany zay dia ampy ho ahy
Ampy hisedra ny ho avy.
Ampy hisedra ny ho ykpemzdo avy…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 15972
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : TokyHars
Daty : 21/11/2017 09:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2128