Ampy izay (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
myjose Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona tononkira.serasera.org intsony
’Zany tybgg izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho hoa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao
famerenana:
Fa ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
Fa izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana swwmlpz
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona tononkira.serasera.org intsony
’Zany tybgg izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho hoa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao
famerenana:
Fa ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
Fa izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana swwmlpz
--------
Link:
About this song
Artist : Mage 4Hits : 28913
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 30/10/2001 20:10
