Ampy izay (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho hoa tsy egygms sahazanao
Avelao aho ho toy izao
famerenana:
Fa ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
tononkira.serasera.org Fa iegkztig izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana afqds
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho hoa tsy egygms sahazanao
Avelao aho ho toy izao
famerenana:
Fa ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
tononkira.serasera.org Fa iegkztig izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana afqds
--------
Lien:
A propos
Artiste : Mage 4Visites : 28912
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 30/10/2001 20:10
