Ravin-dohataona (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Raha hihintsana irony ravin-dohataona
Fa efa maina sy riitra teto
Indro fa miraraka jvsvxdso eo an-dasin’ny tadidy
Ireo imilxnbr tsiaro mamy nentiny
Toa tsy nisy irony kalokalo
Nahamaitso faka
Ka indrisy ny hany mba mandalo
Dia olona misaona
Ka ny firariana ao am-po
Dia lohataona mamerovero
Hafa indray.
ylgbuvxh
Fa efa maina sy riitra teto
Indro fa miraraka jvsvxdso eo an-dasin’ny tadidy
Ireo imilxnbr tsiaro mamy nentiny
Toa tsy nisy irony kalokalo
Nahamaitso faka
Ka indrisy ny hany mba mandalo
Dia olona misaona
Ka ny firariana ao am-po
Dia lohataona mamerovero
Hafa indray.
ylgbuvxh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 4125
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 24/02/2002 09:36
