Ravin-dohataona (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha hihintsana irony zvvca ravin-dohataona
Fa efa maina sy riitra teto
Indro ohdq fa miraraka eo an-dasin’ny tadidy
Ireo tsiaro mamy jsdxycmr nentiny

Toa tsy nisy irony kalokalo
Nahamaitso faka
Ka indrisy ny hany mba mandalo
Dia olona misaona

Ka ny firariana ao am-po
Dia lohataona tononkira.serasera.org mamerovero
Hafa indray.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106