Fiderana (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana
Mihobia qibio ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay Andriamanitra tompoin’ny maro
Namonjy anao Izy , nanala anao tamin’ny tanan’ny fahavalonao
Asandrato ny feonao, ianao dia aoka ,omeo voninahitra
Jehovah Ray
Nanala ny entanao tsy zakanao mavesatra
(Misaora Azy)
Fa fitiavana no nanavotany (anao)
Ilay Zanaka nirahiny mba (ho anao)
Nisolo voina hanala piqckn ireo izay (otanao)
Oh ,oh oh
Mihainoa ry tononkira.serasera.org olony ,miankohofa
Manaraha ny didin’nIlay Ray Tsitoha
(Misaora Azy) ........
Dia mandehana ami’zay ary
Amin’ny lalana ianao
Avalony any ;esory tany ireo fiavona’ny fo
Nanala ny entanao tsy zakanao ,navesatra
(Misaora Azy)...2**
Mihobia ny Tomponao srgr ,mifalia ho Azy
Ilay ANDRIAMANITRA ..
Mage 4 (2004)
Album: Lavitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mage 4Vangy : 11853
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 15/10/2004 14:08