Fiderana (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana
Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay Andriamanitra tompoin’ny maro
Namonjy anao Izy ciorg , nanala anao tamin’ny tanan’ny fahavalonao
Asandrato ny feonao, xjod ianao dia aoka ,omeo voninahitra
Jehovah Ray
Nanala ny entanao tsy zakanao mavesatra
(Misaora Azy)
Fa fitiavana no nanavotany (anao)
Ilay Zanaka nirahiny mba (ho anao)
Nisolo voina hanala ireo izay (otanao)
Oh ,oh oh
Mihainoa ry olony ,miankohofa
Manaraha ny didin’nIlay Ray Tsitoha
hjjegkrb (Misaora Azy) ........
Dia mandehana ami’zay ary
Amin’ny lalana ianao
Avalony any ;esory tany ireo fiavona’ny fo
Nanala ny entanao tsy zakanao ,navesatra
(Misaora Azy)...2**
Mihobia ny Tomponao ,mifalia tononkira.serasera.org ho Azy
Ilay ANDRIAMANITRA ..
Mage 4 (2004)
Album: Lavitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mage 4Hits : 11713
Likes : 0 Like
Created by : Hasimbola
Date : 15/10/2004 14:08