Fiderana (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana
Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay Andriamanitra tompoin’ny maro
Namonjy anao Izy , nanala anao tamin’ny tanan’ny qqgmisbn fahavalonao
Asandrato ny feonao, ianao dia aoka ,omeo voninahitra
Jehovah Ray
Nanala ny entanao tsy zakanao mavesatra
(Misaora Azy)
Fa fitiavana no nanavotany (anao)
Ilay tononkira.serasera.org Zanaka nirahiny mba (ho anao)
Nisolo voina hanala ireo izay (otanao)
Oh ,oh oh
Mihainoa ry olony ,miankohofa
Manaraha ny didin’nIlay Ray Tsitoha
(Misaora Azy) ........
Dia mandehana trhuvuyl ami’zay ary
Amin’ny lalana ianao
Avalony any ;esory tany ireo fiavona’ny fo
Nanala ny entanao tsy zakanao ,navesatra
(Misaora Azy)...2**
Mihobia ny Tomponao ,mifalia xqmmi ho Azy
Ilay ANDRIAMANITRA ..
Mage 4 (2004)
Album: Lavitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mage 4Visites : 12248
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hasimbola
Date : 15/10/2004 14:08