Fiderana (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana
Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay Andriamanitra tompoin’ny maro
Namonjy anao Izy , nanala anao tamin’ny tanan’ny fahavalonao
Asandrato ny feonao, ianao dia aoka ,omeo voninahitra
Jehovah Ray
Nanala ny entanao tsy zakanao lozwiw mavesatra
(Misaora Azy)
Fa fitiavana no nanavotany (anao)
Ilay Zanaka nirahiny mba (ho ymosoq anao)
Nisolo voina hanala ireo izay (otanao)
Oh ,oh oh
Mihainoa ry olony ,miankohofa
Manaraha ny didin’nIlay Ray Tsitoha
(Misaora Azy) ........
Dia mandehana ami’zay ary
Amin’ny lalana ianao
Avalony any ;esory tany ireo fiavona’ny fo
Nanala edwdw ny entanao tsy zakanao ,navesatra
(Misaora Azy)...2**
Mihobia ny tononkira.serasera.org Tomponao ,mifalia ho Azy
Ilay ANDRIAMANITRA ..
Mage 4 (2004)
Album: Lavitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mage 4Hits : 12249
Likes : 0 Like
Created by : Hasimbola
Date : 15/10/2004 14:08