Lasa nitady (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasana nangingina, lasa tsy niteny anie
Satria mamendrofendro mafy ny alahelo
Nefa tsy maintsy mbola handeha
Lasana mba hitady ravinahitra any e!
Fa ny aty mijaly mafy ny mianjady
K’aleo aloha hikaroka
Mafy tokoa re ny ady
Sarotra jpxivrd koa ny mitady
Ny eto raha teo tsy mety, mihoa-pefy
Maro no tsy tan-dàlana
Ny olana koa tononkira.serasera.org miha-vàvana
Ka rahoviana hoy ianao
Isika no mba eujlx ho sambatra?
Mafy ny rxnq tsy hifankahita
Mba toy ny inona moa
Hiverina indray ny taloha
Hiara-hiriaria anaty tany milamindamina
Satria mamendrofendro mafy ny alahelo
Nefa tsy maintsy mbola handeha
Lasana mba hitady ravinahitra any e!
Fa ny aty mijaly mafy ny mianjady
K’aleo aloha hikaroka
Mafy tokoa re ny ady
Sarotra jpxivrd koa ny mitady
Ny eto raha teo tsy mety, mihoa-pefy
Maro no tsy tan-dàlana
Ny olana koa tononkira.serasera.org miha-vàvana
Ka rahoviana hoy ianao
Isika no mba eujlx ho sambatra?
Mafy ny rxnq tsy hifankahita
Mba toy ny inona moa
Hiverina indray ny taloha
Hiara-hiriaria anaty tany milamindamina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 6026
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
