Isaky (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny hitanao
Mitovitovy tononkira.serasera.org syggi amin’izao
Ny volon’andro
Aoka lahy awadk ny fonao
Hahatsiahy
Isaky ny hitanao
Mitovitovy amin’izao
Ny eto an-tokotanintsika
Dia tsarovy ny androntsika
Ny androntsika
Isaky ny misy hira
Henonao namiravira
Ny fotoana niarahana
Dia tsarovy aho iky
Dia xpzt tsarovy ny fitia
Manonona fivavahana
Fivavahana
Mitovitovy tononkira.serasera.org syggi amin’izao
Ny volon’andro
Aoka lahy awadk ny fonao
Hahatsiahy
Isaky ny hitanao
Mitovitovy amin’izao
Ny eto an-tokotanintsika
Dia tsarovy ny androntsika
Ny androntsika
Isaky ny misy hira
Henonao namiravira
Ny fotoana niarahana
Dia tsarovy aho iky
Dia xpzt tsarovy ny fitia
Manonona fivavahana
Fivavahana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 23572
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/09/2002 20:54
