Floarà (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oa! skac Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny shlipfd lalan-tsarety
Manivatsiva ny tampon-tanety izy ho aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Manjohizohy mianavaratra tononkira.serasera.org izy ho aho (2)
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny Vakinankaratra (2) ho aho
Nitondra fzlyjgx e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
DAMA
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny shlipfd lalan-tsarety
Manivatsiva ny tampon-tanety izy ho aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Manjohizohy mianavaratra tononkira.serasera.org izy ho aho (2)
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny Vakinankaratra (2) ho aho
Nitondra fzlyjgx e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
DAMA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 4342
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofo
Daty : 20/01/2003 16:07
