Tiako ianao (Tsiory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bxeinjth TIAKO IANAO
Rotsirotsy,tambitamby no anilanao
Na raho-mandalo na haizim-bolana
Hirahira,tononkalo no nandrakotra
Lay orim-baton’ny fitiavana
Tiako ianao,tiako ianao
tononkira.serasera.org Omaly,anio ary mandrakizay
mward Foana tsy misy ireo ahiahy anilanao
Tiako ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary rahatrizay
Izaho anao,ianao ahy,tiako htmknw ianao
Rotsirotsy,tambitamby no anilanao
Na raho-mandalo na haizim-bolana
Hirahira,tononkalo no nandrakotra
Lay orim-baton’ny fitiavana
Tiako ianao,tiako ianao
tononkira.serasera.org Omaly,anio ary mandrakizay
mward Foana tsy misy ireo ahiahy anilanao
Tiako ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary rahatrizay
Izaho anao,ianao ahy,tiako htmknw ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsioryVangy : 7298
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/05/2003 20:40
