Miverena amiko (Tsiory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIVERENA AMIKO
tononkira.serasera.org Lasa ianao nilaozanao ny ankanintsika roa
Nahoana re no nandao ianao
wlxwhcld Lazao amiko
Moa ve ianao no efa leo ka nisintaka
Sa kosa angamba tsisy intsony ny fitiavanao
Lazao amiko
Lasa ianao navelananao ny tantarantsika roa
Tsy zakako ny tsy anilanao fa mankarary fo
Miangavy anao aho mba lazao raha mbola tia ianao
Raha misy ihany ny fitia izao no hafatro:
Miverena ianao
Miverena amiko
gptgsa Aza ela fa tsy andriko
Miandry anao aho isan’andro vaky izao
Ny tonom-bavako midradradradra ny fiverenanao
tirwsom Miverena ianao
--------
Rohy:
