You are here: home > Tononkira > Tsiory

Fa tsy eo ianao (Tsiory)

Mahatsiaro mafy anao isan'andro aho
Rotidrotika ny fo satria nilaozanao
Dia niTsiky dia ampytoreo, nigogogogo andro aman'alina
Marary anaty very fanahy mbola velona
Fa tsy eo ianao

www.tsiory.com

Hevitra mandeha

hery (23/02/2015 15:21:54)

Misaotra fa mahafinaritra e.

ihueb (20/02/2015 12:40:24)

http://youtu.be/nuZOhp0vnbo

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : Tsiory
Mpamaky : 1725
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ihueb
Tamin'ny : 19/02/2015 09:09:44
ID : 7185

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo