Tiako ianao (Tsiory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xyjvnztv TIAKO IANAO
Rotsirotsy,tambitamby no anilanao
Na raho-mandalo na haizim-bolana
Hirahira,tononkalo no nandrakotra
zmhg Lay orim-baton’ny fitiavana
Tiako ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary tononkira.serasera.org mandrakizay
Foana tsy misy ireo ahiahy anilanao
Tiako iwwtokjb ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary rahatrizay
Izaho anao,ianao ahy,tiako ianao
Rotsirotsy,tambitamby no anilanao
Na raho-mandalo na haizim-bolana
Hirahira,tononkalo no nandrakotra
zmhg Lay orim-baton’ny fitiavana
Tiako ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary tononkira.serasera.org mandrakizay
Foana tsy misy ireo ahiahy anilanao
Tiako iwwtokjb ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary rahatrizay
Izaho anao,ianao ahy,tiako ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsioryVangy : 7255
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/05/2003 20:40
