Lavo aho (Tsiory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandia tany ka lavo,
miloloha lanitra dia lavo
Taninketsa maina no nama(fa)zako tononkira.serasera.org ny voly,
nandamoka fa tsy namoa
Mandia tany ka lavo, miloloha lanitra dia lavo.
Taninketsa maina no nama(fa)zako ny voly,
nandamoka fa tsy namoa
Lavo aho, lavo aho,
ka ny saiko, ny aiko, tsy tafarina
Lavo aho, lavo aho,
ka ny saiko, ny aiko, efa rendrika,
lavo akiji aho
Mandia tany ka lavo,
miloloha lanitra dia lavo
Tetezan-dalampo, no njselskv nitako izany ony,
nandamoka fa tsy nahasoa
Lavo aho, lavo aho,
ka ny saiko, ny aiko, tsy tafarina
Lavo aho, lavo aho, ka ny saiko,
ny aiko, efa rendrika, lavo ncytumqz aho
Lavo aho
Ô ry Raiko
hatrakao aho!
Lavo aho
Ô ry Raiko
mba hareno aho!
Lavo aho
Ô ry Raiko
hatsangano aho!
Lavo aho
Amen !

--------
Lien: