Tiako ianao (Tsiory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sigdua TIAKO IANAO
Rotsirotsy,tambitamby no tononkira.serasera.org anilanao
Na raho-mandalo na haizim-bolana
Hirahira,tononkalo no nandrakotra
Lay orim-baton’ny fitiavana
Tiako ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary mandrakizay
Foana tsy misy ireo ahiahy anilanao
Tiako ianao,tiako ianao
fkshiglq Omaly,anio ary rahatrizay
Izaho oxde anao,ianao ahy,tiako ianao
Rotsirotsy,tambitamby no tononkira.serasera.org anilanao
Na raho-mandalo na haizim-bolana
Hirahira,tononkalo no nandrakotra
Lay orim-baton’ny fitiavana
Tiako ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary mandrakizay
Foana tsy misy ireo ahiahy anilanao
Tiako ianao,tiako ianao
fkshiglq Omaly,anio ary rahatrizay
Izaho oxde anao,ianao ahy,tiako ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsioryVangy : 7123
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/05/2003 20:40
