Anjavidy (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjavidy miredareda
Ilay foko wpfg ela niandrasana
Tonga ianao mody tsy miraika
Kanjo vainafo toa ahy koa dorehitra

Tsy namidy toa etam-barotra
Ilay fitia tao ampo kotrehinao oh oh oh
Tonga ianao zay vao hary elatra
Hiaraka hisidina hiray angotingoty aminao

Tena manga uwwhbd ve ny lanitra
Sa tononkira.serasera.org ny masoko izay mahita anao
No mandoko mafinaritra
Ny tazaniko rehetra tarafinao

Toa ny lavaka mahafanina
No zmgk nisainako ny ho aviko
Noho ianao ireny fa tsy fantatrao
Soa ihany tonga ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vola sy Noro
Vangy : 14841
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/08/2003 15:47
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115