Anjavidy (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjavidy miredareda
Ilay foko ela niandrasana
Tonga ianao mody tsy miraika
Kanjo vainafo toa ahy koa dorehitra
Tsy namidy toa etam-barotra
Ilay fitia tao ampo kotrehinao oh oh oh
Tonga ianao rchl zay vao hary elatra
Hiaraka hisidina hiray angotingoty aminao
Tena manga ve ny lanitra
Sa ny masoko urbe izay mahita anao
No mandoko mafinaritra
Ny tazaniko rehetra tarafinao
Toa ny lavaka mahafanina
No nisainako ny tononkira.serasera.org ho aviko
Noho ianao ireny fa tsy moxfjqy fantatrao
Soa ihany tonga ianao
Ilay foko ela niandrasana
Tonga ianao mody tsy miraika
Kanjo vainafo toa ahy koa dorehitra
Tsy namidy toa etam-barotra
Ilay fitia tao ampo kotrehinao oh oh oh
Tonga ianao rchl zay vao hary elatra
Hiaraka hisidina hiray angotingoty aminao
Tena manga ve ny lanitra
Sa ny masoko urbe izay mahita anao
No mandoko mafinaritra
Ny tazaniko rehetra tarafinao
Toa ny lavaka mahafanina
No nisainako ny tononkira.serasera.org ho aviko
Noho ianao ireny fa tsy moxfjqy fantatrao
Soa ihany tonga ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vola sy NoroHits : 14567
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/08/2003 15:47
