Fotoana (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tonga ny fotoana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita foana
Fa tsozld tsy hoe veloma mandrakizay
Tapitra eo ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no kfwnzcg vita ry ’zareo
Tsy hoe veloma dwyrs mandrakizay
Satrinay ny hiaraka foana
Nefa fohy tononkira.serasera.org dia fohy ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka foana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita foana
Fa tsozld tsy hoe veloma mandrakizay
Tapitra eo ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no kfwnzcg vita ry ’zareo
Tsy hoe veloma dwyrs mandrakizay
Satrinay ny hiaraka foana
Nefa fohy tononkira.serasera.org dia fohy ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka foana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GreenVangy : 6132
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Aina
Daty : 18/11/2001 12:11
