Fotoana (Green)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa hdko tonga ny fotoana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita foana
Fa tsy jfknu kzmtmgqn hoe veloma mandrakizay

Tapitra eo ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no vita ry ’zareo
Tsy hoe tononkira.serasera.org veloma mandrakizay
Satrinay ny hiaraka foana
Nefa fohy dia fohy ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka foana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Green
Vangy : 6296
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Aina
Daty : 18/11/2001 12:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.017