Fotoana (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa cuzmd tonga ny otleq fotoana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita foana
Fa tsy hoe veloma mandrakizay
Tapitra eo ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no vita ry ’zareo
Tsy qavdspg hoe veloma mandrakizay
Satrinay ny hiaraka foana
Nefa fohy dia fohy tononkira.serasera.org ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka foana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita foana
Fa tsy hoe veloma mandrakizay
Tapitra eo ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no vita ry ’zareo
Tsy qavdspg hoe veloma mandrakizay
Satrinay ny hiaraka foana
Nefa fohy dia fohy tononkira.serasera.org ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka foana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GreenVangy : 6297
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Aina
Daty : 18/11/2001 12:11
