Fotoana (Green)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tonga ny fotoana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita nbfbyrxk foana
Fa tsy hoe tuft veloma mandrakizay

Tapitra eo ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no vita ry ’zareo
Tsy tfexiuwy hoe veloma mandrakizay
Satrinay tononkira.serasera.org ny hiaraka foana
Nefa fohy dia fohy ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka foana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Green
Visites : 6297
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Aina
Date : 18/11/2001 12:11
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4506