Manina anao (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho
Mahatonga ahy mangina
Manina anao gpbbmq aho
Mahatonga ahy ho varimbariana toa izao
Dia ny alaheloko tononkira.serasera.org anao

Manina anao aho
Mahatonga ahy mihira
Manina anao aho
Mahatonga ahy mamoaka an-kira toa izao
Ny alaheloko anao

Dia nilaozanao
Dia oxlvuzh nilaozanao
Ity akanikelintsika roa
Hitady ny tsara kokoa aho
pqgzc

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112