Manina anao (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho
Mahatonga ahy untdkwc mangina
Manina anao aho
Mahatonga ahy ho varimbariana toa tononkira.serasera.org izao
Dia ny alaheloko anao
Manina anao aho
Mahatonga ahy mihira
Manina anao aho
Mahatonga ahy mamoaka an-kira toa izao
Ny alaheloko anao
Dia nilaozanao
Dia nilaozanao
Ity rxygre zbkmu akanikelintsika roa
Hitady ny tsara kokoa aho
Mahatonga ahy untdkwc mangina
Manina anao aho
Mahatonga ahy ho varimbariana toa tononkira.serasera.org izao
Dia ny alaheloko anao
Manina anao aho
Mahatonga ahy mihira
Manina anao aho
Mahatonga ahy mamoaka an-kira toa izao
Ny alaheloko anao
Dia nilaozanao
Dia nilaozanao
Ity rxygre zbkmu akanikelintsika roa
Hitady ny tsara kokoa aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 3349
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/07/2018 09:42
